« Retour au blog de malagasy-49

BESOIN D'UNE PETiiTE PAUSE APRèS CETTE LECTURE ?? PAS DE PROBLèME MAIS ON RESTE DANS LE MALGACHE BIENSUR !! BAH OUI TU CROYAIS QUOI ?? MELKY "IANAO TO TIAKO" CE N'EST PAS TOI QUE J'AIME !!

X2
Z
aho te-hahita anao
Zaho te-hahita anao
Te ho any, te ho any
R
aha azoko atao
Dia ny hiaraka aminao

X2
Tsy ho zakako intsony
Raha koboinina ao am-po
F'izaho tena tia
Dia zaho nihafy foana aloha
Dia raha tsy izay aho nilaza
Sao voafitaka ny fo
Efa mafy tena mafy
Raha sanatria
S
angisangim- pitia
T
sy ho tanty
Tsy ho tanty
Sao sanatria Ianao mody tia

Mba ilazao dia eny izao
Mba ilazao dia eny izao
Lay fitiavanao dia sao dia:
Sangisam-pitia
Dia izay rehetra ao am-ponao
Zaho hilaza aminao
Zaho hilaza aminao
Fa ny tena sitrako,
Raha mbola azo atao dia:
Ianao no tena tiko


Tsy ho zakako intsony
Raha koboinina ao am-po
F'izaho tena tia
Dia zaho nihafy foana aloha
Dia raha tsy izay aho nilaza
Sao voafitaka ny fo
Efa mafy tena mafy
Raha sanatria
San
gisangim- pitia
T
sy ho tanty
Tsy ho tanty
Sao sanatria Ianao mody tia

T
sy ho zakako intsony
Raha koboinina ao am-po
F
'izaho tena tia
Dia zaho nihafy foana aloha
Dia raha tsy izay aho nilaza
Efa mafy tena mafy
Raha sanatria
S
angisangim- pitia
T
sy ho tanty
Tsy ho tanty
Sao sanatria Ianao mody tia
Efa mafy tena mafy
Raha sanatria
S
angisangim- pitia
Tsy ho tanty
Tsy ho tanty
Sao sanatria Ianao mody tia
# Posté le lundi 10 décembre 2007 09:30
Modifié le mardi 13 mai 2008 10:18

« Retour au blog de malagasy-49

« Article précédent : ETAPE 2 // LE KABARY

Article suivant : APRES LA MUSIQUE , PLACE AU SPECTACLE " LES... »